txy_jdg_text_reg/13/03.txt

1 line
470 B
Plaintext

\v 3 Niseho tamin-drapela gny azelin'i Yaveh ka nanao taminazy ho:''Ingo amizao, sy afaky nibevoka ianao, dra sy niteraky , nefa hibevoka ianao dra hiteraky zanadahy.\v 4 Dra mitandrema ba sy hino divay na raha-finomy mahery, dra ka mihina raha maloto.\v 5 Ingo, hibevoka ianao dra hiteraky zanadahy. Sy hisy hareza ampiasa amy lohany, satria Nazirita ho agn'Agnahary hatragny an-troky gny zaza, dra izy gny hanomboky hagnafaky gny Israely eo an-tagnan'ireo Filistina.''