txy_jdg_text_reg/09/46.txt

1 line
239 B
Plaintext

\v 46Gny nahare gny momba zay reo pitariky teo amigny tilikambon'i Sekema, dra nilisy tao amigny fiarova fatrasin'ny tragnon'i El-berita izy reo. \v 47Nizaka tamin'i Sbimeleka fa nindrai-nivory amigny tilikambon'i Sekema gny pitariky aby.