txy_jdg_text_reg/20/22.txt

1 line
416 B
Plaintext

\v 22Fa napahery tegna gny olon'Israely dra namoro filahara teo amigny toerana zay nilaharan'izy reo tamigny andro volohany izy reo. \v 23Dra niakasy reo olon'Israely dra nitomagny teo alohan'i Yaveh mandra-pahariva gny andro izy reo, dra nitalia lala tamin'i Yaveh izy reo. Hoy izy reo ho: ''Moa se tokony handeha hialy amin'ireo rahalahinay izahay, reo olon'i Benjamina?'' Dra Yaveh nizaka ho: ''Tafiho izy reo!'''