1 line
452 B
Plaintext
1 line
452 B
Plaintext
\v 3 Fa gny hitako fa sy namozy anahy ianao, dra napetrako tamy tazako manotolo gny fianako dra namakivaky gny vahoakin'i Amona zaho, ka nomen'i Yaveh anahy gny fandrese. Nanao akory ianao gny avy hiali aminahy amizao?\v 4 Nampivorin'i Jefta niaraky gny lelahy aby tao Gileada ka nialy tamin'i Efraima izy. Nanafiky an'ireo lelahin'i Efraima reo lelahin'i Gileada satria hoy ereo ho:''Iandrareo Gileada dra mpilomay agny Efraima-ao efraima vo Manase.'' |