txy_jdg_text_reg/21/06.txt

1 line
289 B
Plaintext

\v 6Nana fangoraha-po tamin'i Benjamina rahalahin'ereo gny vahoakin'Israely. Hoy ereo ho: "Voafongosy sy ho eo amigny Israely gny foko raiky amizao. \v 7Iza gny hagnome valy reo sisa tavela, akory fa nanao fapanatena tamin'i Yaveh isika fa sy hagnenga anereo hanambaly reo zanasika apela?"