txy_jdg_text_reg/01/20.txt

1 line
294 B
Plaintext

\v 20 Nomena an'i Kaleba i Hebrona (araky gny fa nizakan'i Mosesy), dra niroahiny tao reo zanaky telo lahin'i Anaka. \v 21 Nefa sy nandrosky reo Jebosita zay mponin'i Jerosalema gny vahoakin'i Benjamina.Ka dra mony niaraky tamy vahoakin'i Benjamina tao Jerosalema reo jebosita mandrak'androany.