txy_jdg_text_reg/14/03.txt

1 line
504 B
Plaintext

\v 3Hoy gny babany vo gny reniny taminazy ho: ''Moa se sy misy apela ami'reo zanaky vavin'ny havanao, na ami'reo vahoakinao aby? Hangalaky valy avy ami'reo filistina sy mifora hanao?'' Hoy i Samsona tamigny bababny ho: ''Alao hon'ahy izy, fa gny nagnety anazy zaho, dra mahafinarisy anahy izy.'' \v 4Fa gny babany vo gny reniny dra sy nahalala fa avy amin'i Yaveh zay raha zay, satria nagniry gny hananga aly ami'ireo filistina Izy (satria tamin'izay fotoa zay dra reo filistina gny nazaka tao Israely).