1 line
341 B
Plaintext
1 line
341 B
Plaintext
\v 15Hoy i Manoa tamigny azelin'i Yaveh ho: "Ba mizanogna kelikely re, ba hagnome fotoa anay hikarakara zanak'osy ho anao." \v 16Hoy gny azelin'i Yaveh tamin'i Manoa ho: "Na dre hizano aza zaho, dra sy hihina gny sakafonao akory. Fa raha magnoma fagnatisy oroa hanao, dra atolory ho an'i Yaveh zay." (Sy fatas'i Manoa fa azelin'i Yaveh izy.) |