txy_jdg_text_reg/04/15.txt

1 line
364 B
Plaintext

\v 15Napifazevon'i Yaveh reo yafik'i Sisera, reo kalesiny aby, dra reo tafiny aby. Nanafiky anereo gny lelahin'i Baraka nizoso tamigny kalesiny i Sisera dra nienga atomboky. \v 16Fa nezehin'i Baraka hatragny Harosetanigny zetilisa reo kalesy vo gny tafiky, dra gny tafik'i Sisera manotolo dra nivono tamigny lela-sabasy, dra sy nisy nianga na dre lelahy raiky aza.