txy_jdg_text_reg/20/31.txt

1 line
323 B
Plaintext

\v 31Nandeha dra nialy tamin'ireo vahoaky gny olon'i Benjamina, dra voaroaky niala gny tana izy reo. Nanomboky namono gny sasany tamin'ireo vahoaky izy reo. Teo amigny olon'Israely telopolo teo gny maty tagny asaha vo teo andala. Gny raiky tamin'ireo lala dra niakasy nagnagny Betela, dra gny raiky hafa dra nagnagny Gibea.