txy_jdg_text_reg/19/10.txt

1 line
379 B
Plaintext

\v 10Fa gny Levita sy vonona gny hitakasy. Niary izy dra nandeha. Nandroso nagnagny Jebosa izy ( Jerosalema zay). Nana apondra nisy lasely rolahy izy_dra nindray taminazy gny valisindranony. \v 11Gny fa nagnariny an'i Jebosa ereo, dra fa nandiva hifara gny andro, dra gny panopo nizaka tamigny topony ho: "Ndao, handeha sika hivily ao atagnan'ireo Jebosita dra handry ao amizay."