txy_jdg_text_reg/16/15.txt

1 line
336 B
Plaintext

\v 15 Hoy izy taminazy ho:''Nanao akory gny hahafahanao mizaka ho:'Tiako ianao,'raha sy hizara reo siambaratelonao aminahy ianao?Namitaky anahy intelo ianao dra sy nizaka taminahy gny nahazoanao zao tazaky lahibe zao.''\v 16 Isan'andro dra nanery anazy matrasy tamin'ireo zakany rapela,dra nanery anazy fatrasy gny ba haniriany ho maty.