txy_jdg_text_reg/16/04.txt

1 line
392 B
Plaintext

\v 4 Tafaran'izay, dra nitia ampela raiky ze nipetraky tagny an-dohasahan'i Soreka i Samsona. Delila gny agnarany.\v 5 Avy teo aminazy reo mpanapak'ireo Filistina, dra nizaka taminazy ho:''Fitaho Samsona ba hahita zay misy gny tazany lahibe, vo gny fomba handresenay anazy, ba hahafahanay mifehy anazy hangala baraka anazy.Atovy zay, dra omenay kirairaiky aby 1. 100 sekely voloafosy ianao.''