txy_jdg_text_reg/11/01.txt

1 line
510 B
Plaintext

\v 1 Dra Jefta dileata dra pialy mahery, saiky zanaky pivaro-tegna izy. Gileada gny rany.\v 2 Niteraky reo zanadahiny hafa koa gny valin'i Gileata. Fa gny lahibe gny zanaky gny valiny, dra niteren'ereo hangnenga gny trgano i Jefta sady nanao taminazy ho:''Sy handova na ino na ino laha tamy fianakavia ianao. Zanaky gny ampela hafa ianao.''\v 3 Noho zay dra nipotaky an'ireo rahalahiny Jefta dra mony tagny amy tanin'i Toba. Nisy lelahy sy pagnara-dalana nagnato anazy ka avy ereo dra nandeha niaraky taminazy.