txy_jdg_text_reg/03/16.txt

1 line
347 B
Plaintext

\v 16 Nagnamboasy sabasy raiky ze nisy lelany ro ho anazy i Ehoda, raiky hakiho gny halavany;nafehiny tao ambanigny akazony teo amy feny ankavanany zay.\v 17 Nomeny an'i Eglona Pakazan'i Moaba gny gagnomeza. (Dra Eglona dra lelahy vondraky be.)\v 18 Tafarany nanoloran'i Ehoda gny fandoavan-ketra, dra lasa niaraky tamin'ireo ze ninday anizay izy.