txy_jdg_text_reg/01/22.txt

1 line
347 B
Plaintext

\v 22 Gny ankohonan'i Josefa dra nioma hanafiky an'i Betela, dra nomba anazy reo i Yaveh. \v 23 Nagniraky lelahy hisikilo an'i Betela ereo (gny tana zay nitokavy ho Lozy teo aloha).\v 24 Nahita lelahy niboaky gny tana reo mpisikilo, dra ho izy reo taminazy:''Ba asehoy anay ra, gny fomba hizosoa ao amy tana, dra ho soa fagnahy amindrareo zahay.''