txy_jdg_text_reg/01/16.txt

1 line
441 B
Plaintext

\v 16 Gny taranaky gny rafozan-dahin'i Mosesy gny Kenita dra niakasy laha tagny amy Tananan-drofia niaraky tamy vahoakin'i Joda, nagnagny an'efisin'i Joda , zay tagny Negeva, ba hiay miaraky amy vahoakin'i Joda marinin'i Arada.\v 17 Gny lelahyn'i Joda nandeha niaraky tamin'ireo lelahin'i Simeona rahalahin'ereo dra nanafiky reo Kananita ze mony tagny Zefata izy reo dra niravan'ereo tateraky zay. Gny agnaranigny tana dra nitokavy ho Horma.