txy_jdg_text_reg/01/11.txt

1 line
409 B
Plaintext

\v 11Boak'egny gny nandroso nanohisy reo poninigny Debira reo lelahin'i Joda (gny agnaran'i Debira teo aloha dra i Kiriaty Sefera). \v 12Hoy y Kaleba: "Na iza na iza manafiky an'i Kiriata Sefera dra mangalaky anizay, dra hameko anazy i Aksa, zanako apela, ba ho valiny." \v 13Otniela, zanadahin'i Kenaza (zay lelahin'i Kaleba) namboasy an'i Debira, dra namen'i Kaleba anazy i Aksa, zanakapelany, ba ho valiny.