\v 6 Dra hoy i Delila tamin'i Samsona ho:''Miangavy ra, zakao anahy gny mahavy anao tena matazaky, dra nanao akory gny hahafahany olo mamehy anao, ka ho voafehy ianao?\v 7 Hoy i Samsona taminazy:''Raha fahen'ereo amy taly vaoavao fito zay sy bo namainina zaho, dra lasa malemy zaho dra ho manahaky gny lelahy hafa aby.''