\v 16 Gny taranaky gny rafozan-dahin'i Mosesy gny Kenita dra niakasy laha tagny amy Tananan-drofia niaraky tamy vahoakin'i Joda, nagnagny an'efisin'i Joda , zay tagny Negeva, ba hiay miaraky amy vahoakin'i Joda marinin'i Arada