\v 23Nataonigny vahoakin'i Benjamina zay. Nalan'ereo tamireo zaza apela nisizaky gny isanigny valy ze nalan'ereo dra nandesin'ereo ho valiny ereo. Lasa ereo dra nihery tagny amigny toeran-dovan'ereo. Nahoron'ereo ndraiky gny tana vo nipetraky tao amizay. \v 24Dra nagnenga anizay toera zay dra nandeha noly gny vahoakin'i Israely, samby agny amigny foko vo gny fianakaviany aby, dra samby agny amigny lovany aby.