\v 1 Niakasy laha tao Gilgala hagnagny Bokima azelin'i Yaveh, dra nanao ho:''Ninday andrareo niakasy laha tao Egypta zaho, dra ninday andrareo tagny amy tany niaignako homena reo razandrareo. Hoy zaho:'Sy handrava gny fanekeko amindrareo mihisy zaho. \v 2 Ka manao faneke amin'ireo zay mipetraky ao amin'itio tany itio iandrareo. Ao horavandrareo gny alitaran'ereo. Fa ino itio nataondrareo?