\v 4 Nangany reo firenena reo, zay gny fomba nisapan'i Yaveh an'Israely, ba hagnamafisa na nankato reo didy zay nomeny an'ireo razamben'ereo tamy alalan'i Mosesy izy reo.\v 5 Noho zay reo vahoakin'Israely dra mony teo amin'ireo Kananita, reo Hetita, reo Amorita, Perizita, dra reo Jebosita.\v 6 Reo zanakapelan'ereo dra nalan'ireo ba ho valin'ereo, dra reo zanakapelan'ereo manoka dra nomen'ereo ho agny zanadahin'ireo, dra nanompo reo zagnahariny izy reo.