diff --git a/16/30.txt b/16/30.txt index 6058931..30501de 100644 --- a/16/30.txt +++ b/16/30.txt @@ -1 +1 @@ -\v 30 Hoy i Samsona ho:''Angao zaho ho maty miaraky amin'ireo Filistina!''Nanondrosy gny heriny izy ka nilavo teo amin'ireo Pazaka vo teo amin'ireo olo aby zay tao agnatin'izay gny fagnoregna lahibe.Ka gny maty nivonony zay tamin'izy maty dra mihoasy noho reo ze nivonony nandrisy gny fiaignany.\v 31 Dra nib \ No newline at end of file +\v 30 Hoy i Samsona ho:''Angao zaho ho maty miaraky amin'ireo Filistina!''Nanondrosy gny heriny izy ka nilavo teo amin'ireo Pazaka vo teo amin'ireo olo aby zay tao agnatin'izay gny fagnoregna lahibe.Ka gny maty nivonony zay tamin'izy maty dra mihoasy noho reo ze nivonony nandrisy gny fiaignany.\v 31 Dra niboaky reo rahalahiny vo reo ankohonan-drany aby. Nangalaky anazy ereo , ninday anazy nihery dra nandevy anazy teo agnelagnelan'i Zora vo Estaola \ No newline at end of file