auto save

This commit is contained in:
Tanosy-002 2021-06-01 11:06:50 +02:00 committed by root
parent 77882723f3
commit a31a4ecb6a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 24Ingo, ato gny zanakapelako virziny vo gny valisindranony. Mamela anahy hinday anereo hiboaky amizao. Haolagno vo atovy amin'ereo ze tiandrareo hatao aminazy. Fa ka manao raha faly manahaky anizay amin'io lelahy
\v 24Ingo, ato gny zanakapelako virziny vo gny valisindranony. Mamela anahy hinday anereo hiboaky amizao. Haolagno vo atovy amin'ereo ze tiandrareo hatao aminazy. Fa ka manao raha faly manahaky anizay amin'io lelahy io!" \v 25Kanefa sy niteno anereo gny lelahy igny, dra nisamboriny gny lelahy gny valisindranony dra naboakiny teo amin'ereo izy. Nanambosy anazy ereo, nagnola anazy, dra nagnararaosy anazy nandrisy gny hariva, dra