diff --git a/07/07.txt b/07/07.txt index f8b0670..aa31e44 100644 --- a/07/07.txt +++ b/07/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v Dra hoy Yaveh tamin'i Gideona ho: "Amigny alalan'ireo telozato lahy ze nilelasy gny rano, gny hagnavotako andrareo, vo hagnomezako andrareo gny fandresena eo amireo Midianita. Aoky gny lelahy hafa hihery agny atanany aby." \v 8Dra nangalaky reo vasiny vo reo tropetrany reo ze voafily. Napolin'i Gideona gny lelahin'Israely aby, gny lelahy aby ba samby ho ao an-dainy, nefa nazogniny reo telozato lahy. DRa gny tobin'i Midiana dra tao ambaniny tao an-dohasaka. \ No newline at end of file +\v 7Dra hoy Yaveh tamin'i Gideona ho: "Amigny alalan'ireo telozato lahy ze nilelasy gny rano, gny hagnavotako andrareo, vo hagnomezako andrareo gny fandresena eo amireo Midianita. Aoky gny lelahy hafa hihery agny atanany aby." \v 8 Dra nangalaky reo vasiny vo reo tropetrany reo ze voafily. Napolin'i Gideona gny lelahin'Israely aby, gny lelahy aby ba samby ho ao an-dainy, nefa nazogniny reo telozato lahy. DRa gny tobin'i Midiana dra tao ambaniny tao an-dohasaka. \ No newline at end of file