@ -0,0 +1 @@
\v 22Fa napahery tegna gny olon'Israely dra namoro filahara teo amigny toerana zay nilaharan'izy reo tamigny andro volohany izy reo. \v 23Dra niakasy reo olon'Israely dra nitomagny teo alohan'i Yaveh mandra-pahariva gny andro izy reo