auto save

This commit is contained in:
Tanosy-002 2021-05-31 15:15:40 +02:00 committed by root
parent 5ed9e3083f
commit 01ddd780b3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3Hoy gny babany vo gny reniny taminazy ho: ''Moa se sy misy apela ami'reo zanaky vavin'ny havanao, na ami'reo vahoakinao aby? Hangalaky valy avy ami'reo filistina sy mifora hanao?'' Hoy i Samsona tamigny bababny ho: ''Alao hon'ahy izy, fa gny nagnety anazy zaho, dra
\v 3Hoy gny babany vo gny reniny taminazy ho: ''Moa se sy misy apela ami'reo zanaky vavin'ny havanao, na ami'reo vahoakinao aby? Hangalaky valy avy ami'reo filistina sy mifora hanao?'' Hoy i Samsona tamigny bababny ho: ''Alao hon'ahy izy, fa gny nagnety anazy zaho, dra mahafinarisy anahy izy.'' \v 4Fa gny babany vo gny reniny dra sy nahalala fa avy amin'i Yaveh zay raha zay, satria nagniry gny hananga aly ami'ireo filistina Izy (satria tamin'izay fotoa zay dra reo filistina gny nazaka tao Israely