txy_jdg_text_reg/11/09.txt

1 line
543 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-05-31 10:55:34 +00:00
\v 9 Hoy Jefta tamin'ireo loholon'i Gileada ho:''Raha andesinao moly ba hialy amy vahoakin'i Amona draiky zaho, dra raha omen'i Yaveh fandrese isika, dra ho pitariky andrareo zaho.''\v 10 Dra hoy reo loholon'i Gileada tamin'i Jefta ho:''Yaveh se ho vavolombelo eo amisika vo ianao raha sy manao araky ze zakasika isika!''\v 11 Noho zay dra lasa niaraky tamin'ireo loholon'i Gileada i Jefta, dra nataony vahoaky ho pitariky vo pibaiko anazy reo izy. Fa gny teo anatrehan'i Yaveh tagny Mizpa izy , dra nagnery reo fapanatena aby nataony i Jefta.