txy_jdg_text_reg/16/30.txt

1 line
451 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-06-01 05:38:25 +00:00
\v 30 Hoy i Samsona ho:''Angao zaho ho maty miaraky amin'ireo Filistina!''Nanondrosy gny heriny izy ka nilavo teo amin'ireo Pazaka vo teo amin'ireo olo aby zay tao agnatin'izay gny fagnoregna lahibe.Ka gny maty nivonony zay tamin'izy maty dra mihoasy noho reo ze nivonony nandrisy gny fiaignany.\v 31 Dra niboaky reo rahalahiny vo reo ankohonan-drany aby. Nangalaky anazy ereo , ninday anazy nihery dra nandevy anazy teo agnelagnelan'i Zora vo Estaola