txy_jdg_text_reg/06/34.txt

1 line
284 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-05-30 07:23:37 +00:00
\v 34Fa avy tamin'i Gideona gny fagnahin'i Yaveh. Nienga gny tropetra, Nitoka gny fianakaviam-ben'i Abiezrita i Gideona, ba hagnarahan'ereo anazy. 35Nandefa iraky eran'i Manase manotolo izy, dra ereo koa, dra voahoso ba hagnaraky anazy. Nandefa iraky ho an'i Asera, Zebolona, dra Naf