txy_jdg_text_reg/08/04.txt

1 line
325 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-05-31 05:43:01 +00:00
\v 4Avy eo amin'i Jordana o Gideona dra nita anizay, izy vo reo lelahy telozato ze niaraky taminazy. Reraky loasy ereo, nefa dra bo nanohy gny fagnezehan'avo. \v 5Hoy izy tamireo olo tao Sokota ho: "Ba ameo mofo reo olo magnaraky anahy, akory reraky loasy ereo, dra izaho hagneziky an'i Zebaha vo Zalamona, pazakan'i Midiana.