2021-05-31 07:54:07 +00:00
|
|
|
\v 28Hoy i Gala, zanak'i Ebeda ho: ''Iza moa i Abimeleka, dra iza i Sekema, gny dra tokony hanopo anazy isika? Moa sy zanak'i Jerobala se izy? Moa sy Zebola se gny lefiny? Tompoy gny olon'i Hamora, dra gny baban'i Sekema zay! Nanaoakory isika gny tokony hanopo an'i Abimeleka? \v 29Iriko ba teo ambany fifehezako itiky vahoaky itiky!Dra ho nalako i Abimeleka. Dra nizaka tamin'i Abimeleka zaho ho: ''Tokavo gny tafikao aby.''
|