txy_jdg_text_reg/01/16.txt

1 line
362 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-05-30 07:23:37 +00:00
\v 16 Gny taranaky gny rafozan-dahin'i Mosesy gny Kenita dra niakasy laha tagny amy Tananan-drofia niaraky tamy vahoakin'i Joda, nagnagny an'efisin'i Joda , zay tagny Negeva, ba hiay miaraky amy vahoakin'i Joda marinin'i Arada.\v 17 Gny lelahyn'i Joda nandeha niaraky tamin'ireo lelahin'i Simeona rahalahin'ereo dra nanafiky reo Kananita ze mony tagny Zefata izy