txy_jdg_text_reg/14/07.txt

1 line
343 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-05-31 13:15:40 +00:00
\v 7Nandeha izy dra nizaka tamigny vehivavy, dra gny nagnety anazy izy, dra nahafinarisy an'i Samsona izy. \v 8Andro visivisy tatiky afara gny nihery hangalaky valy anazy izy, dra nivily lalana izy ba hagnety gny fatin'ny gny liona. Dra, ingo, nisy andian-tantely vo tantely teo amigny sisa tavela tamigny vatan'ilay liona. \v 9Nahorony tegny