2021-05-30 07:23:37 +00:00
|
|
|
\v 3 Amizao zaho dra mizaka fa:'Sy handroaky reo Kananita eo anatrehandrareo zaho, fa ho lasa silo eo agnilandrareo ereo, dra reo zagnahariny dra ho lasa fandriky ho andrareo.'''\v 4 Raha nizaka reo zaka reo tamy vahoakin'i Israely aby gny azelin'Agnahary, dra nikoraky vo nitomagny gny vahoaky. \v 5 Nitokavin'ereo ho Bokima zay toera zay. Nanolosy fagnatisy ho an'i Yaveh tao ereo.
|