txy_jdg_text_reg/09/19.txt

1 line
289 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-05-31 09:28:05 +00:00
\v 19Raha nanao gny mary vo mahisy tamin'i Jerobala vo gny akohonany handrareo, dra tokony hiravoravo amin'i Abimeleka, dra hagnenga anazy hiravoravo amindrareo. \v 20Fa gny sy zay, dra aoka hisy afo hiboaky avy ao amin'i Abimeleka dra hagnoro gny olon'i sekema vo Beta-milo. Aoka hisy afo