\v 1Nisy resy nahery vaiky teo tamigny tany. \v 2Ary zaho vo nitranga gnifa lanin'izy ereo gny vary nadesin'ereo avy tagny Egipta, ho gny rainy tan'ereo ho: ''Mandehana ndraiky; dra miviliana fany ho asika.''