|
\v 1 Tamin'i abrama sivy amby sivifolo tao, dra niseho taminazy Yaveh dra nizaka taminazy ho:''Zaho gny Zagnahary sitoha. Mandehana eo anoloako, dra ao sy hisy signy. \v 2 Dra hagnamafy gny fanekeko teo aminahy vo ianao zaho, dra hamaro anao fatrasy.'' |