1 line
316 B
Plaintext
1 line
316 B
Plaintext
\v 3 Raha niay 130 taona i Adama, dra avy ran'i zazalahy raiky , arakay gny endriny avo , dra nataony ho Seta gny agnarany. \v 4 Tafarany gny niterahan'i Adama an'i Seta, dra niay nandrisy gny valozato taona izy. Laha tagny gny ran'i zazalahy vo zazavavy maro izy. \v 5 Niay 930 taona i Adama, dra maty tafaran'izay. |