txy_gen_text_udb/43/13.txt

1 line
448 B
Plaintext

\v 13 Andeso avo koa gny rahalahindrareo. Misangana dra mandehana draiky agny amin-dralelahy. \v 14 Zagnahary sitoha anie hagnome famindram-po andrareo eo anatrehan-dralelahindrareo hafa vo Benjamina ho aminao. Raha mandala reo zanako zaho, dra mandala.''\v 15 Nalan'ereo lelahy niaraky tamin'i Benjamina gny fagnomeza, dra nitondra volo avo ro heny tegny an-tagnan'ereo. Lasa izy reo dra nihery nizoso tagny Egypta dra niseho teo anoloan'i Josefa.