1 line
384 B
Plaintext
1 line
384 B
Plaintext
\v 31 Dra ho Labala ho: '' Avia, anao ry voatahin'i Yaveh. Nanaoakory hanao gny mizoro agny ambalikiny egny? fa nagnoma gny tragno, dra gny fitobohan'ereo rameva zaho.'' \v 32Dra nilisy tao atragno gny lelahy igny dra nipizoso gny eta teo amigny rameva izy. Name mololo vo vilona ireo rameva, dra nisy rano nivasiny hanasa gny tombony vo gny tambon'ireo lelahy izay nidray taminazy. |