txy_gen_text_udb/09/26.txt

1 line
246 B
Plaintext

\v 26 Nizaka koa izy ho:''Hoderay anie i Yaveh, Zagnahar'i Sema, dra ho mpanompony anie i Kanana.\v 27 Hanitasy gny fari-tanin'i Jafeta seky Zagnahary, dra hamela anazy hagnory gny targnony eo amin'ereo lain'i Sema. Ho mpanpmpony seky i Kanana.''