1 line
432 B
Plaintext
1 line
432 B
Plaintext
\v 11Hoy Zagnahary ho: ''Aoka gny tany hisimoky zava- meso: Zava-maniry mamoa voa dra hazo hamokasy vokasy izay misy gny voa ao amigny, araky gny karazany avy.'' Dra nisy izay. \v 12Namokasy zava-meso gny tany, gny zava-maniry mamoa voa araky gny karazany avy, dra gny hazo mamokasy voakazo izay ao amigny vihiny, araky gny karazany avy. Dra hitan'i Zagnahary fa soa izay. \v 13Dra nisy hariva vo maraina izay, gny andro fahatelo. |