2 lines
479 B
Plaintext
2 lines
479 B
Plaintext
\v 1Niteno an'i Saraha araky ze fa nizakany
|
|
ho ataony Yaveh, ary dra nataon'i Yaveh tamigny Saraha araky ze fa nampanatenany. \v 2Gnitoezaza Saraha vo niteraky zaza lelahy tamigny adrahama tamigny fahaterany, tamigny fotoa votedry ze fa nizakan'ny zagnaharyn tamigny. \v 3Adrahama nagnome agnara gny zaanany lelahy, ilay nateraky ho anazy, zenaterak'i Saraha hognan'azy, hoi Isaka. \v 4Noforain'i Abrahama Isaka zanany tamin'izy valo andro, araky ze nandidian'i Zagnahary anazy. |