txy_gen_text_udb/47/01.txt

1 line
320 B
Plaintext

\v 1 Dra nilisy Josefa dra nizaka tamin'i Farao ho:''Avy agny aminigny tany Kanana gny rako vo reo rahalahiko, reo andiagn'agnondry, gny biby fiteza dra gny raha aby zay anagnan'ereo. Indro, ao amy tanin'i Gosena izy reo.''\v 2 Dra nangalaky dimy tamin'ereo rahalahiny i Josefa dra nampahafatasy anazy reo tamin'i Farao.