txy_gen_text_udb/37/07.txt

1 line
378 B
Plaintext

\v 7Ingo, namehy amboaram-bary tagny agnaisagny isika dra ingo, niary gny amboarako dra tafazoro soa, dra ingo, nilahasy nagnodidy gny anahy koa ereo amboaradrareo dra niakohoky teo anatrehan'ny amboarako.'' \v 8Hoy ireo rahalahiny taminazy ho: ''Dra hazaka aminay tokoa se hanao? hanapaky anay tokoa se hanao?'' Vomaiky izy ireo nalaiky anazy noho ireo nofiny vo ireo zakany.