1 line
401 B
Plaintext
1 line
401 B
Plaintext
\v 14 Efrona namaly an'i abrahama , nanao ho: \v 15 '' Ao ra , ry tompoko, mitenoa anahy. Sekely volafosy efazato gny sahaza gny ampaha-tany raiky, ho ino amisika vo ianao? Alevegno gny fatign'ny valinao.'' \v 16 Niren'i Abrahama i Efrona ka nizakany ho an'i Efrona gny fatany volafosy zay niresahiny mba ho ren'ereo zanadahin'i Heta, Sekely volafosy efazato, araky gny fandaza mahazasy gny pivarosy. |