txy_gen_text_udb/23/05.txt

1 line
310 B
Plaintext

\v 5 Namaly an'i Abrahama reo zanadahin'i Heta, nanao ho: \v 6 '' Mitenoa nay, ry tompoko. Andria-lahibe an'Agnahary eto aminay ianao. Alevogny amin'ereo lolonay ze afilinao indrindra gny fatign'ny valinao. Sy misy na eza na eza aminay handa zay lolo zay ho anao, mbo hafahanao mandevo gny fatign'ny valinao.''