2021-04-16 10:32:41 +02:00

1 line
208 B
Plaintext

\v 8 Nitombo gny zaza ka nosarahi- nono, dra Abrahama nanao fety lahibe taminigny andro nampisaraha nono an'Isaka. \v 9 Saraha nahita gny zanak'i Hagnara Egytiana , ze naterany tamin'i Abrahama, naneso anazy.